Jeremia 49:14 MG1865

14 Fa efa nahare filazana avy tamin'i Jehovah aho, ary nisy iraka nalefa ho any amin'ny jentilisa hanao hoe: Mivoria ianareo, ka mankanesa hamely azy, ary mitsangàna hanafika.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 49

Jereo Jeremia 49:14 amin'ny teny manodidina.