Jeremia 49:16 MG1865

16 Ry ilay monina ao an-tsefatsefaky ny harambato, Izay mifikitra amin'ny tampon'ny havoana, ny fahatahorana anao sy ny avonavon'ny fonao no namitaka anao; Fa na dia ataonao eny amin'ny avo tahaka ny an'ny voromahery aza ny akaninao, dia havariko avy eny ianao, hoy Jehovah.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 49

Jereo Jeremia 49:16 amin'ny teny manodidina.