Jeremia 49:20 MG1865

20 Koa henoy ny saina avy amin'i Jehovah, Izay nosaininy hamelezana an'i Edoma, sy ny heviny izay noheveriny hamelezana ny mponina ao Temana: Hoviraviraina tokoa ireny, dia ny kely indrindra amin'ny ondry; Ho gaga azy tokoa ny saha fiandrasana azy.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 49

Jereo Jeremia 49:20 amin'ny teny manodidina.