Jeremia 49:3 MG1865

3 Midradradradrà, ry Hesbona, fa rava Ay! Mitaraina, ianareo zanakavavin'i Raba! Misikina lamba fisaonana ianareo; Manaova fisaonana, ary mivoivoiza eo anaty fefy; Fa lasan-ko babo ny mpanjakany, dia ny mpisorony sy ireo mpanapaka azy.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 49

Jereo Jeremia 49:3 amin'ny teny manodidina.