32 Ho babo ny ramevany, ary horobaina ny omby aman'ondriny betsaka, haeliko ho any amin'ny rivotra rehetra ireo voahety sisim-bolo; Ary ho entiko avy amin'ny manodidina rehetra ny loza hanjo azy, hoy Jehovah,
Vakio ny toko manontolo Jeremia 49
Jereo Jeremia 49:32 amin'ny teny manodidina.