14 Koa izao no lazain'i Jehovah, Andriamanitry ny maro. Noho ny nanaovanareo izany teny izany, indro, hataoko afo ny teniko izay eo am-bavanao, ary ity firenena ity ho kitay hazo ka holevoniny.
Vakio ny toko manontolo Jeremia 5
Jereo Jeremia 5:14 amin'ny teny manodidina.