Jeremia 5:17 MG1865

17 Ary hohaniny ny vokatrao sy ny haninao, hohaniny ny zanakao-lahy sy ny zanakao-vavy, hohaniny ny ondry aman'osinao sy ny ombinao, hohaniny ny voalobokao sy ny aviavinao, sady horavany amin'ny sabatra ny tanàna mimanda izay itokianao.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 5

Jereo Jeremia 5:17 amin'ny teny manodidina.