Jeremia 5:19 MG1865

19 Ary raha hoy izy: Nahoana Jehovah Andriamanitsika no dia nanao izany rehetra izany tamintsika? Dia hovalianao hoe: Toy ny nahafoizanareo Ahy sy ny nanompoanareo andriamani-kafa teo amin'ny taninareo no hanompoanareo ny firenen-kafa any amin'ny tany izay tsy anareo.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 5

Jereo Jeremia 5:19 amin'ny teny manodidina.