Jeremia 5:24 MG1865

24 Ary tsy manao anakampo akory hoe: Aoka isika hatahotra an'i Jehovah Andriamanitsika, izay mandatsaka ranonorana, dia ny loha-orana sy ny fara-orana amin'ny fotoany avy; Ary ireo herinandro voatendry ho amin'ny fararano dia tandremany ho antsika.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 5

Jereo Jeremia 5:24 amin'ny teny manodidina.