28 Efa mihatavy izy ka mandimandina, dia mihoa-pampana amin'ny fanaovan-dratsy; Tsy mety mitsara ady mba hahazoan'ny kamboty ny rariny izy, ary ny adin'ny malahelo tsy mba tsarainy.
Vakio ny toko manontolo Jeremia 5
Jereo Jeremia 5:28 amin'ny teny manodidina.