Jeremia 50:19 MG1865

19 Ary hampodiko ho any amin'ny saha fiandrasana azy indray ny Isiraely, ka hihinana ao Karmela sy Basana izy; Ary any an-tany havoan'i Daima sy Gileada no hahavoky azy.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 50

Jereo Jeremia 50:19 amin'ny teny manodidina.