Jeremia 50:2 MG1865

2 Ambaraonareo, eny, torio any amin'ny firenena, ary manangàna faneva, torio, fa aza afenina, ataovy hoe: Afaka Babylona! Mangaihay Bela, raiki-tahotra Merodaka! Eny, mangaihay ny sampiny, Raiki-tahotra ny sarin-javatra!

Vakio ny toko manontolo Jeremia 50

Jereo Jeremia 50:2 amin'ny teny manodidina.