Jeremia 50:21 MG1865

21 Iakaro Ibefikomiana sy ny mponina ao Arapamaliana; Ravao sy aringano manarakaraka azy, hoy Jehovah, ary manaova araka izay rehetra nandidiako anao.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 50

Jereo Jeremia 50:21 amin'ny teny manodidina.