Jeremia 50:25 MG1865

25 Novohan'i Jehovah ny firaketany. Ka navoakany ny fitaovan'ny fahatezerany; Fa misy hataon'i Jehovah, Tompon'ny maro, any amin'ny tanin'ny Kaldeana.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 50

Jereo Jeremia 50:25 amin'ny teny manodidina.