Jeremia 50:27 MG1865

27 Vonoy ireo ombilahy rehetra, ary aoka hidina ho any amin'ny famonoana izy. Mahita loza izy, fa tonga ny androny, dia ny fotoana hamaliana azy.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 50

Jereo Jeremia 50:27 amin'ny teny manodidina.