Jeremia 50:31 MG1865

31 Indro, hiatrika aminao Aho, ry Ifiavonavonana, hoy Jehovah, Tompon'ny maro; Fa tonga ny andronao, dia ny fotoana hamaliako anao.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 50

Jereo Jeremia 50:31 amin'ny teny manodidina.