Jeremia 50:33 MG1865

33 Izao no lazain'i Jehovah, Tompon'ny maro: Niara-nampahorina ny Zanak'Isiraely sy ny taranak'i Joda; Ary izay rehetra namabo azy dia mihazona azy mafy ka tsy mety mandefa azy.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 50

Jereo Jeremia 50:33 amin'ny teny manodidina.