Jeremia 50:35 MG1865

35 Indro! hisy sabatra hamely ny Kaldeana mbamin'ny mponina any Babylona sy ny mpanapaka azy sy ny olon-kendriny, hoe Jehovah.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 50

Jereo Jeremia 50:35 amin'ny teny manodidina.