Jeremia 50:39 MG1865

39 Koa ny bibi-dia any an-efitra sy ny kary sy ny ostritsa no honina ao; Tsy honenana intsony mandrakizay izy ary tsy hitoerana hatramin'ny taranaka fara-mandimby.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 50

Jereo Jeremia 50:39 amin'ny teny manodidina.