Jeremia 50:43 MG1865

43 Efa ren'ny mpanjakan'i Babylona ny lazany, ka miraviravy tànany izy; Fahoriana no mahazo azy, eny, fanaintainana tahaka ny vehivavy raha miteraka.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 50

Jereo Jeremia 50:43 amin'ny teny manodidina.