6 Ondry very ny oloko, fa ny mpiandry azy nampirenireny azy, eny, nampirenireny azy teny an-tendrombohitra izy; Nirenireny teny an-tendrombohitra sy teny an-kavoana ireny. Ka hadinony ny tany fandriany.
Vakio ny toko manontolo Jeremia 50
Jereo Jeremia 50:6 amin'ny teny manodidina.