Jeremia 51:21 MG1865

21 Ary ianao no ho entiko manorotoro soavaly sy ny mpitaingina azy, ary ianao no ho entiko manorotoro ny kalesy sy ny mpitaingina azy;

Vakio ny toko manontolo Jeremia 51

Jereo Jeremia 51:21 amin'ny teny manodidina.