Jeremia 51:5 MG1865

5 Fa Jehovah, Tompon'ny maro, Andriamanitry ny Isiraely sy ny Joda, dia tsy hahafoy azy ho mpitondratena, na dia henika ny fahotany amin'ny Iray Masin'ny Isiraely aza ny taniny.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 51

Jereo Jeremia 51:5 amin'ny teny manodidina.