Jeremia 51:51 MG1865

51 Menatra izahay, fa efa nandre latsa; Manarona ny atrehinay ny henatra; Fa ny hafa firenena no niditra teo amin'ny fitoerana masina amin'ny tranon'i Jehovah.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 51

Jereo Jeremia 51:51 amin'ny teny manodidina.