Jeremia 51:54 MG1865

54 Injany! misy feo mitaraina avy any Babylona sy fandringanana be avy any amin'ny tanin'ny Kaldeana!

Vakio ny toko manontolo Jeremia 51

Jereo Jeremia 51:54 amin'ny teny manodidina.