Jeremia 51:62 MG1865

62 ka manaova hoe: Jehovah ô, Hianao no niteny hamely ity tany ity handringana azy, ka tsy hisy hitoetra eto, na olona na biby, fa ho tany lao mandrakizay izy.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 51

Jereo Jeremia 51:62 amin'ny teny manodidina.