Jeremia 52:1 MG1865

1 Iraika amby roa-polo taona Zedekia, fony izy vao nanjaka, ary iraika ambin'ny folo taona no nanjakany tany Jerosalema; ary ny anaran-dreniny dia Hamotala, zanakavavin'i Jeremia avy any Libna.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 52

Jereo Jeremia 52:1 amin'ny teny manodidina.