Jeremia 52:12 MG1865

12 Ary tamin'ny andro fahafolo tamin'ny volana fahadimy tamin'ny taona fahasivy ambin'ny folo nanjakan'i Nebokadnezara, mpanjakan'i Babylona, dia tonga tany Jerosalema Nebozaradana, lehiben'ny mpiambina, mpanompon'ny mpanjakan'i Babylona,

Vakio ny toko manontolo Jeremia 52

Jereo Jeremia 52:12 amin'ny teny manodidina.