Jeremia 52:20 MG1865

20 ary ny andry roa sy ny tavin-drano lehibe iray atỳ ny omby varahina roa ambin'ny folo, Izay teo ambanin'ny fitoeran-tavin-drano, izay nataon'i Solomona mpanjaka ho an'ny tranon'i Jehovah; ny varahina tamin'izany fanaka rehetra izany dia tsy hita lanja.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 52

Jereo Jeremia 52:20 amin'ny teny manodidina.