Jeremia 52:24 MG1865

24 Ary ny lehiben'ny mpiambina nisambotra an'i Seraia mpisoronabe sy Zefania mpisorona manarakaraka ary mpiandry varavarana telo lahy;

Vakio ny toko manontolo Jeremia 52

Jereo Jeremia 52:24 amin'ny teny manodidina.