Jeremia 52:27 MG1865

27 Dia novonoin'ny mpanjakan'i Babylona tao Ribla any amin'ny tany Hamata ireo. Toy izany no nitondrana ny Joda ho babo niala tamin'ny taniny.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 52

Jereo Jeremia 52:27 amin'ny teny manodidina.