Jeremia 52:30 MG1865

30 tamin'ny taona fahatelo amby roa-polo nanjakan'i Nebokadnezara dia Jiosy dimy amby efa-polo amby fiton-jato no nentin'i Nebozaradana, lehiben'ny mpiambina, ho babo. Ny tontalin'izy rehetra dia enin-jato amby efatra arivo.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 52

Jereo Jeremia 52:30 amin'ny teny manodidina.