Jeremia 52:34 MG1865

34 Ary ny hanina nohaniny dia hanina homena avy amin'ny mpanjakan'i Babylona, araka ny tokony ho anjarany isan'andro isan'andro tamin'ny andro rehetra niainany mandra-pahafatiny.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 52

Jereo Jeremia 52:34 amin'ny teny manodidina.