Jeremia 52:4 MG1865

4 Ary tamin'ny andro fahafolo tamin'ny volana fahafolo tamin'ny taona fahasivy nanjakan'i Zedekia, dia tonga Nebokadnezara, mpanjakan'i Babylona, sy ny miaramilany rehetra, hamely an'i Jerosalema, ka nitoby tandrifiny sady nanao tilikambo manodidina azy izy.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 52

Jereo Jeremia 52:4 amin'ny teny manodidina.