Jeremia 6:1 MG1865

1 Hianareo, zanak'i Benjamina, mandosira faingana hiala an'i Jerosalema, ary tsofy ao Tekoa ny anjomara, ka manaova tsangan'afo ao Beti-hakerema; Fa misy loza sy fandringanana be miposaka avy any avaratra.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 6

Jereo Jeremia 6:1 amin'ny teny manodidina.