Jeremia 6:13 MG1865

13 Satria izy rehetra, na ny kely na ny lehibe, dia samy fatra-pila harena avokoa; Na ny mpaminany na ny mpisorona dia samy mamitaka avokoa.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 6

Jereo Jeremia 6:13 amin'ny teny manodidina.