Jeremia 6:21 MG1865

21 Koa izao no lazain'i Jehovah: Indro hasiako fahatafintohinana eo amin'ity firenena ity, ka dia samy ho tafintohina amin'izany ny ray mbamin'ny zanany; Ho faty ny olona mbamin'ny namany.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 6

Jereo Jeremia 6:21 amin'ny teny manodidina.