Jeremia 6:23 MG1865

23 Tsipika sy lefona no entiny, lozabe sady tsy mamindra fo izy; Ny feony dia mirohondrohona toy ny ranomasina, sady mitaingin-tsoavaly izy ary voaomana tahaka ny lehilahy ho amin'ny ady, hamelezana anao, ry Ziona zanakavavy.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 6

Jereo Jeremia 6:23 amin'ny teny manodidina.