Jeremia 6:4 MG1865

4 Mitaova ianareo hanao ady masina hamelezana azy; Mitsangàna, ka andeha isika hiakatra antoandro. Lozantsika! fa lasan-davitra ny andro, ka efa mandroso ny aloky ny hariva.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 6

Jereo Jeremia 6:4 amin'ny teny manodidina.