Jeremia 7:12 MG1865

12 Fa mandehana ianareo any amin'ny fitoerako izay ao Silo, dia ilay nasiako ny anarako any am-boalohany, ka jereo izay nataoko taminy noho ny haratsian'ny Isiraely oloko.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 7

Jereo Jeremia 7:12 amin'ny teny manodidina.