9 Hay! hangalatra sy hamono olona sy hijangajanga va ianareo ary hianian-tsy tò sy handoro ditin-kazo manitra ho an'i Bala sady hanaraka andriamani-kafa izay tsy fantatrareo?
Vakio ny toko manontolo Jeremia 7
Jereo Jeremia 7:9 amin'ny teny manodidina.