10 Ary noho izany dia homeko ho an'ny sasany ny vadiny, ary ny sahany ho an'izay maka azy, satria izy rehetra, na ny kely na ny lehibe, dia samy fatra-pila harena, na mpaminany na mpisorona dia samy mamitaka avokoa.
Vakio ny toko manontolo Jeremia 8
Jereo Jeremia 8:10 amin'ny teny manodidina.