Jeremia 8:2 MG1865

2 ka haeliny eo anatrehan'ny masoandro sy ny volana ary ny kintana rehetra eny amin'ny lanitra, izay efa tiany sy notompoiny sy efa narahiny sy efa notadiaviny ary efa niankohofany teo anatrehany: tsy hangonina na halevina intsony ireny, fa hatao zezika eny ambonin'ny tany.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 8

Jereo Jeremia 8:2 amin'ny teny manodidina.