Jeremia 8:7 MG1865

7 Na dia ny vano eny amin'ny lanitra aza dia mahalala ny fotoan'androny, ary ny domohina sy ny sidintsidina ary ny vanobe koa samy mitandrina ny fotoana fihaviany; Fa ny oloko kosa tsy mba mahalala ny fitsipik'i Jehovah.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 8

Jereo Jeremia 8:7 amin'ny teny manodidina.