Joela 1:17 MG1865

17 Matimaso ao ambanin'ny baingan-tany ny vary nafafy, foana ny sompitra, mirodana ny trano fitehirizam-bary; Fa nalazo ny vary.

Vakio ny toko manontolo Joela 1

Jereo Joela 1:17 amin'ny teny manodidina.