2 Henoy izao, ry anti-panahy! Ary mandrenesa, ianareo mponina rehetra amin'ny tany! Moa mba efa nisy tamin'ny andronareo na tamin'ny andron'ny razanareo, va izao?
Vakio ny toko manontolo Joela 1
Jereo Joela 1:2 amin'ny teny manodidina.