Joela 2:10 MG1865

10 Eo alohany dia mihorohoro ny tany, ary mihozongozona ny lanitra; Ny masoandro sy ny volana tonga maizina, ary ny kintana tsy mamirapiratra.

Vakio ny toko manontolo Joela 2

Jereo Joela 2:10 amin'ny teny manodidina.