14 Fandrao mba hanenina ihany Izy ka hamela fitahiana ao aoriany, dia fanatitra hohanina sy fanatitra aidina ho an'i Jehovah Andriamanitrareo.
Vakio ny toko manontolo Joela 2
Jereo Joela 2:14 amin'ny teny manodidina.