Joela 2:16 MG1865

16 Angony ny vahoaka, manamasina fiangonana, vorio ny loholona, angòny ny ankizy madinika mbamin'ny zaza minono; Aoka ny mpampakatra hiala ao an-efi-tranony, ary aoka ny ampakarina hiala ao an-trano fandriany.

Vakio ny toko manontolo Joela 2

Jereo Joela 2:16 amin'ny teny manodidina.