Joela 2:19 MG1865

19 Eny, Jehovah namaly ka nanao amin'ny olony hoe: Indro, hanatitra ny divay sy ny ranom-boaloboka ary ny diloilo ho anareo Aho, ka ho vokin'izany ianareo; Ary tsy havelako ho latsa any amin'ny Jentilisa intsony ianareo.

Vakio ny toko manontolo Joela 2

Jereo Joela 2:19 amin'ny teny manodidina.